RAIKO
Raiko, Raiko
Havaozinao ‘ty gasikarako
Ifonako, ifonako
‘Reo lasa rehetra rehetra vitako
F’efa ampy, f’efa ampy
Izay famaizanao izay
Fiv :
FA EFA VONONA IZAHAY HIOVA E
KA HANKATO NY DIDINAO
SATRIA FANTATRAY, FANTATRAY,
FA DISO LALANA IZAHAY E, KA MIFONA E!
MBA AROTSAHY, ILAY FAHASOAVANAO RY RAY!
Raiko, Raiko
Arovinao ny safidiko
Apetrako, apetrako
Ho eo an-tananao ny fiainako
‘Ny lasako, ireo ditrako
Hifonako sy hanenenako
Fiv :..
Didy Alfa
Commentaires