Lalovanao …
Lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, zahay rehetra namana dia miombom-pitia
Lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny ampanga maniry aza misalotra an-dry
Fiv:
Tinay ô, tinay ô ianao raha mba eo
Tinay ô, tinay ô mipetrapetraha.
Miantsoantso anao ikala tôtôkafo
Tôtôka tatsy, tôtôka tetsy, nefa tsisy namaly
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, ‘reo voninkazo 'zay natolony anao.
Commentaires