Passer au playerPasser au contenu principal
  • il y a 14 ans
Fara-fandihizana
(The last waltz by Barry Mason & Les Reed)

Madiva ny hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
T@ izay indrindra ianao no nandalo

Fiv :
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika ‘zaho sy ianao
Izay feonkira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay

Nifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana fifaliana tena iray
Kanjo indray andro niova ianao ry tiana
Sahinao nitoky teny hoe masina

Fiv…

Ranomaso sisa, no indro mitanisa
Feonkira iray izay tavela
Lalalalala….

Fiv….

Catégorie

✨
Personnes

Recommandations