• il y a 9 ans
Fantatrareo ve ?
Na tsy manana crédit aza ianao dia afaka miantso maimaim-poana (appel gratuit)

Zavatra ilaina :
Téléphone na ordinateur connecté sur internet ary misy écouteur sy casque
Compte Facebook Messenger

Ahoana ary ny hatao ?
1 - Sokafy ny compte facebook-nao dia tsindrio ny sary fandefasana message
2 - Tadiavo ao ny olona (ami) tianao hantsoina
3 - Sokafy ny fenêtre fandefasana message
4 – Tsindrio ny « Appel vidéo » na ny « Appel vocal »
5 – Haheno sonnerie d’appel avy hatrany ny olona hantsoinao

Marihina fa :
Tsy maintsy connécté sur Messenger ny olona mifampiantso.

Recommandations