Inona avy ireo fotoana tokony hisotroana rano ao anatin’ny indray andro ?
02 vera : eo ampifohazana maraina mba hampavitrika ireo taova ao anaty rehetra
01 vera : 30 minitra alohan’ny sakafo, hampahomby tsara ny fandevonan-kanina
01 vera : alohan’ny hanaovana « Douche », mampidina ny tosi-dra
01 vera : alohan’ny hatory hialana amin’ny mety hisian’ny « attaque cardiaque »